Afaka hahita kristiana mahatoky ve Andriamanitra amin'izao fotoana izao?

Thème du mois : Mamoria vokatra ho an'ny Tompo
Afaka hahita kristiana mahatoky ve Andriamanitra amin'izao fotoana izao?
""fa natao ho mahatoky ireo; ary ny adidin'ireo dia ny hizara ho an'ny rahalahiny.""
Hoy ny andininy faha-12 : "Dia nentin'ny Joda rehetra ho ao amin'ny trano firaketana ny ampahafolon'ny vary sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo". Raha ny firenena manontolo no nanolotra izany dia tena betsaka tokoa. Hozaraina amin'ny Levita sy ny mpanao raharaha ao amin'ny tempoly izany. Ho voazara araka ny rariny sy ny hitsiny ve izany? Afaka hahita kristiana mahatoky ve Andriamanitra amin'izao fotoana izao? Izay afaka hitantana araka ny sitrapony ny harem-pirenena ka hatrany amin'ny volam-piangonana?
Mombamomba
8 octobre 2025
6 vues
3 min
Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady
Mpanoratra ny hafatra
Posté par :
Editor