Kristy fiainantsika

Amin'ny lalana azo antoka no itarihan'ny Fanahy Masina


Amin'ny lalana azo antoka no itarihan'ny Fanahy Masina
Thème du mois : Mitari-dalana ny Fanahy Masina

Amin'ny lalana azo antoka no itarihan'ny Fanahy Masina

""... Aoka ny Fanahinao tsara no hitarihanao ahy amin'izay tany marina.""

✨ Méditation

Aza misalasala mangataka ny fitarihan'ny Fanahy Masina. Izay mangetaheta dia mitady fatratra izay hahitany rano. Izay hetaheta izay no tena vaha olan'ny fitarihan'ny Fanahy Masina. Hita eto amin'ity Salamo 143, vavaka nataon'i Davia ity izany.

Alohan'ny hangatahana zavatra hafa, ny fitaraihan'ny Fanahy Masina aloha no ataovy azo antoka. Taorian'ny folo andro (10 andro) nivavahany no nandraisan'ny Apostoly ny fahafenoan'ny Fanahy.


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

3 mai 2025

9 vues

1 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro