Kristy fiainantsika

An'iza moa ianao?


An'iza moa ianao?
Thème du mois : Mamoria vokatra ho an'ny Tompo

An'iza moa ianao?

""rehefa notendreny rahateo amin'ny fitiavana isika mba ho Azy amin'ny fananganan'anaka amin'ny alalan'i Jesosy Kristy, araka izay ankasitrahan'ny fony""

Miverimberina ao amin'ny Soratra Masina ny filazana hoe : "Ahy ianao" na "Azy isika". An'iza moa ianao? Raha Ilay Tompon'ny tompo sy Mpanjakan'ny mpanjaka no miteny aminao hoe : "Ahy ianao" manao ahoana ny toe-ponao ary inona no avalinao Azy? Tsy tanteraka anefa izany raha tsy natao sorona teo amin'ny hazo fijaliana Jesoa nividy lafo antsika tamin'ny rany.

Hoy Jaona : "Endrey! manao ahoana ny fitiavana nasehon'ny Ray ho antsika, dia ny niantsoana antsika hoe zanak'Andriamanitra, sady izany tokoa isika!" - 1 Jaona 3:1. Tena marian izany!


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

24 octobre 2025

6 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro