Kristy fiainantsika

Andriamanitra nahary ny tànana indray ve no tsy mahavonjy?


Andriamanitra nahary ny tànana indray ve no tsy mahavonjy?
Thème du mois : Mampahafantatra ny asan'ny Tompo ny soratra

Andriamanitra nahary ny tànana indray ve no tsy mahavonjy?

""Indro, ny tànan'i Jehovah tsy fohy, fa mahavonjy, ary ny sofiny tsy lalodalovana, fa mahare""

Inona no antony anambaran' Andriamanitra izany teny izany? Te hamonjy anao amin'ny tanany mahery Izy ary faly mihaino ny fangatahanao. Isika olombelona mpanota aza raha mandre ny zanantsika mitomany mangoraka te hamaha olana azy, maika ery ny tanantsika hanarina sy hanafosafo azy raha mianjera izy. Dia hijery fotsiny amin'izao ve Andriamanitra ka tsy hanao na inona na inona? Tsia !

🤲 Vavaka :

Mivavaha ho an'ireo mila vonjy hahitany an' Andriamanitra tia sy mihaino azy


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

7 février 2026

10 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro