Asio dikany ny maha fahazavan'izao tontolo izao anao

Thème du mois : Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo
Asio dikany ny maha fahazavan'izao tontolo izao anao
""Hianareo no fahazavan'izao tontolo izao""
Vao mifoha maraina dia vaovao ratsy mandrakariva no misesisesy ao an-tsofintsika. Vaovao faran'ny tena mahafaly ity : "Fahazavan'izao tontolo izao ianao"; tsy mampientanentana ny fonao ve izany?
Raha misy olona ilazana hoe : "lasa ministra ianao", "nakarina ho tale ianao", "nahazo asa ianao" ... tsy misy dikany ve izany?
🙏 Vavaka:
Mivavaha mba hiavaka tsara eo amin'ny fiaraha-monina misy azy ny kristiana
Mombamomba
26 janvier 2026
9 vues
3 min
Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady
Mpanoratra ny hafatra
Posté par :
Editor