Kristy fiainantsika

Avereno ho an' Andriamanitra ny hery sy voninahitra


Avereno ho an' Andriamanitra ny hery sy voninahitra
Thème du mois : Manapaka amin'ny fahefany ny Tompo

Avereno ho an' Andriamanitra ny hery sy voninahitra

"Ry firenena, manomeza an'i Jehovah, eny, manomeza voninahitra sy hery ho an'i Jehovah"

"Fa Izy no nihavian'izao zavatra rehetra izao, ary Izy no mihazona azy, sady Izy koa no antony; Izy anie no homem-boninahitra mandrakizay. Amena" - Romana 11:36.

Rariny sy hitsiny ary tsy maintsy averina amin' Andriamanitra ny hery sy voninahitra. Raha nizarany harena, fahaizana, tombon'andro, fahasalamana, fahefana sy voninahitra dia ampiasao hanaovana ny sitrapon' Andriamanitra izany. Ny olona rehetra, ny firenena rehetra, na vahoaka na mpitondra no didiana hanao izany.

Vavaka: Hohita eo amin'ny fiainam-pirenena anie ny voninahitrao. Amen!

🎧 Henoy : Kristy fiainantsika isan'andro, androany 28 juin 2026

S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

28 juin 2026

112 vues

1 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Mihossiraman

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro