Kristy fiainantsika

Avy amin'izay hery kely anananao, sahia mijoro ho vavolombelon'ny Tompo


Avy amin'izay hery kely anananao, sahia mijoro ho vavolombelon'ny Tompo
Thème du mois : Mahandrasa, ho avy ny Tompo

Avy amin'izay hery kely anananao, sahia mijoro ho vavolombelon'ny Tompo

""Fantatro ny asanao (indro, efa nasiako varavarana mivoha eo anatrehanao, ka tsy misy maharindrina azy), fa manana hery kely ihany ianao ka nitandrina ny teniko ary tsy mba nandà ny anarako.""

Tia an'i Jesoa ve ianao? Sahia mitandrina ny teniny! Aoka tsy handà Azy ianao manoloana ny herin'ny vola sy ny tahotra olona. Jereo Jesoa, Aza mifantoka amin'ny fahavalo, aza avela haharaiki-tahotra anao ny olona ary aza avela haka ny toeran' Andriamanitra hibaiko anao ny olona. Avy amin'izay hery kely anananao, sahia mijoro ho vavolombelon'ny Tompo. Fantatry ny Tompo ny fitiavanao Azy. Dia ho gaga ianao fa hitombo hery eny am-pandehanana, ny heriny dia tanterahina ao amin'ny fahakelezan'ny herinao.


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

29 novembre 2025

4 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro