Kristy fiainantsika

Aza ampitahaina amin'ny olona voafetra sy tsy mandray andraikitra Andriamanitra


Aza ampitahaina amin'ny olona voafetra sy tsy mandray andraikitra Andriamanitra
Thème du mois : Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo

Aza ampitahaina amin'ny olona voafetra sy tsy mandray andraikitra Andriamanitra

""... ary ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany""

Mba malahelo ihany ianao raha misalasala ny zanakao ka manontany hoe : "tena mandray an-tanana ny fiainako ve dada sy neny?". Isika olombelona no voafetra, tsy mahita atao indraindray manoloana ny olan'ny zanantsika. "koa ampitovianareo amin'iza moa Aho, hitahako aminy?" - Isaia 40:25. Ampitoviantsika amin'ny tenantsika na amin'ny olombelona indrindray Andriamanitra. "Raha mitovy amin'ny raiko niteraka ahy izany Andriamanitra Ray ambaranao amiko izany dia tsy mila azy akory aho" hoy ity tanora iray. Nanana ratra-po noho ny tsy nandraisan'ny rainy niteraka azy andraikitra tamin'ny fiainany izy dia nikatona tamin' Andriamanitra ny fony.


🤲 Vavaka :

Mivavaha mba hahalalantsika fa Ray be fitiavana Andriamanitra


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

9 janvier 2026

9 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro