Aza ampitoviana amin'ny olombelona mora manadino Andriamanitra

Thème du mois : Mampahafantatra ny asan'ny Tompo ny soratra
Aza ampitoviana amin'ny olombelona mora manadino Andriamanitra
""Indro, ny tànan'i Jehovah tsy fohy, fa mahavonjy, ary ny sofiny tsy lalodalovana, fa mahare""
Hoy isika : "Manadino ahy Andriamanitra", "Tsy mahalala ny olako Izy", "Tsy mahita Izy", "Miangatra Izy". Olona maro no efa nanameloka Azy toy izany hatramin'izay ka hatramin'izao. Raha mangoraka ny zanakao marary ianao, dia manam-pitiavana mihoatra Azy ve ianao?
🤲 Vavaka :
Andeha hifona amin' Andriamanitra noho ny fanaovantsika tsinontsinona Azy
Mombamomba
8 février 2026
9 vues
3 min
Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady
Mpanoratra ny hafatra
Posté par :
Editor