Kristy fiainantsika

Aza manaiky hofitahin'ny fo


Aza manaiky hofitahin'ny fo
Thème du mois : Mpandresy ny Tompo

Aza manaiky hofitahin'ny fo

""Ny fo dia mamitaka mihoatra noho ny zavatra rehetra sady manana aretina tsy azo sitranina; Iza moa no mahafantatra ny aminy?""

Efa fantatra fa tsy azo atao, tsy mety, fahotana dia mbola tanterahina ihany. Ampanginina ny saina, tampenana ny maso, tsy avela hiteny Andriamanitra fa omena rariny ny fo. Dia manao ny tsy fanao ny olombelona. Hatramin'ny famonoana olona sy ny famonoana tena aza vita satria entin'ny fo rano mafana. Rehefa iharan'ny natao vao tonga saina. Tsy lavitra ny mpamitaka anao fa ny fonao ihany.

Hoy ny Tompo: "Anaka, atolory Ahy ny fonao" - Ohabolana 23:26

🤲 Vavaka:





Ianao no mibaiko ahy fa tsy ny foko. Manjakà ato am-poko Ianao. Amen

S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

10 avril 2026

20 vues

1 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro