Kristy fiainantsika

Aza miraviravy tànana fa eo foana ny Tompo


Aza miraviravy tànana fa eo foana ny Tompo
Thème du mois : An'ny Tompo ny fahefana

Aza miraviravy tànana fa eo foana ny Tompo

""Tompo ô, raha mba mahita fitia eo imasonao aho, aoka Hianao, Tompo ô, handeha ao afovoanay (fa firenena mafy hatoka izy), ka mamelà ny helokay sy ny fahotanay ary raiso ho lovanao izahay""

Nahatsiaro reraka sy diso fanantenana Mosesy rehefa nanao sary omby volamena hiankohofana ny Zanak'Israely. Fangatahana ny fanatrehan' Andriamanitra isan'andro no nataony teto. Hoy koa izy eo amin'ny Eksodosy 33:18 "Ary hoy Mosesy: Mba ampahitao ny voninahitrao aho". Neken' Andriamanitra izany.

Inona no mampiraviravy tanana anao? Eo foana ny Tompo. Aza miherikerika, katsaho mandrakariva ny fanatrehany


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

14 juin 2025

7 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro