Kristy fiainantsika

Azo antoka mandrakizay ny fiainanao raha manaiky an'i Jesoa ho Tompo amin'izao fahavelomanao izao ianao

Azo antoka mandrakizay ny fiainanao raha manaiky an'i Jesoa ho Tompo amin'izao fahavelomanao izao ianao
Thème du mois : Manantenà an'Andriamanitra

Azo antoka mandrakizay ny fiainanao raha manaiky an'i Jesoa ho Tompo amin'izao fahavelomanao izao ianao

""Tompo ô, ankehitriny ny mpanomponao dia alefanao amin'ny fiadanana Araka ny teninao; Fa ny masoko efa nahita ny famonjenao""

Tanteraka ny nampanantenain'ny Fanahy Masina an'i Simeona, nahita an'i Jesoa, Ilay fampiononana ny Israely talohan'ny nahafatesany izy. Mandeha amin'ny fiadanana ho any amin'ny mandrakizay izay manaiky an'i Jesoa ho Tompo amin'izao fahavelomany izao. Tsy miandry ho antitra tahaka an'i Simeona fa na dia mbola amin'ny fahazazana aza dia efa fotoana ankasitrahana hanompoana Azy. "Mandria am-piadanana" hoy ny olona amin'ny maty. Izy angaha mahare izany? Amin'izao fahavelomany izao izy no asaina mihavana amin'ny Tompo mba hiainany am-piadanana sahady ety an-tany

S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

21 décembre 2025

8 vues

3 min

Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro