Kristy fiainantsika

Diniho ihany! sao dia efa niala ny Fanahy Masina?


Diniho ihany! sao dia efa niala ny Fanahy Masina?
Thème du mois : Miasa ao amin'ny mino ny Fanahy Masina

Diniho ihany! sao dia efa niala ny Fanahy Masina?

"Aza mamono ny Fanahy"

Tsy tahaka ny vola tehirizina ao am-bata voahidy tsara ny Fanahy Masina. Ny vola tsy very fa ny Fanahy Masina miala raha tsy hifampiresahana. Avelao hiteny aminao Izy, tanteraho izay asainy ataonao, ataovy izay mahafaly Azy. Saoly mpanjaka izay nandray ny hosotry ny Fanahy dia nankatò tapatapany ny sitrapon' Andriamanitra, nibebaka kanefa izay tiany natao ihany no nataony. Nalahelo tao anatiny ny Fanahy Masina ary rehefa tsy tamana dia niala. Niditra ho azy tao anatiny ny devoly. Tandremo izany!

Vavaka:

Tariho ho amin'ny fandinihan-tena isan'andro izahay sao manao izay mampalahelo Anao Fanahy Masina. Amen


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

28 mai 2026

75 vues

1 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Mihossiraman

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro