Kristy fiainantsika

Diso fandray ny drafitr' Andriamanitra


Diso fandray ny drafitr' Andriamanitra
Thème du mois : Mamoria vokatra ho an'ny Tompo

Diso fandray ny drafitr' Andriamanitra

""... Hianareo tsy mahalala na inona na inona, na misaina akory fa tsara ho anareo, raha ny lehilahy iray no ho faty hamonjy ny firenena, mba tsy ho rava avokoa ity firenena ity""

Kaïfa mpisoronabe tamin'izany fotoana izany no nanambara ny fahatanterahan'ny faminaniana voasoratra tao amin'ny testamenta taloha. Mba tsy handravan'ny Romana ny fireneny no noheveriny fa famonjena, tsy mitovy amin'ny fihevitr' Andriamanitra dia ny fanafahana amin'ny fangejan'ny fahotana.

Maro amin'ny kristiana tokoa no diso fandray ny drafitr' Andriamanitra toy izany na dia ny mpitondra fivavhana aza. Hoy Paoly : "Raha amin'izao fiainana izao ihany no anantenantsika an'i Kristy, dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika" - 1 Korintiana 15:19


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

31 octobre 2025

4 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro