Kristy fiainantsika

Efa fantatry ny Tompo sahady izay tokony ho anao, mangataha fadiovam-po fa hahita Azy ianao

Efa fantatry ny Tompo sahady izay tokony ho anao, mangataha fadiovam-po fa hahita Azy ianao
Thème du mois : Manantenà an'Andriamanitra

Efa fantatry ny Tompo sahady izay tokony ho anao, mangataha fadiovam-po fa hahita Azy ianao

""Tsara Jehovah amin'izay manantena Azy, dia amin'ny olona izay mitady Azy""

Mpamonjy moara azo Andriamanitra, indrindra fa amin'ny andro fahoriana. Tsy lalodalovana akory ny sofiny ka mila mivazavaza sy mikikiaka sy mamerimberina vavaka isika. Tsy miavonavona na mampifilafila akory Izy fa ny toe-pontsika mitady Azy no mila fanitsiana sy fanamboarana. "Mangataka ianareo, nefa tsy mahazo ihany, satria diso fangataka, mba holaninareo amin'ny filanareo" - Jakoba 4:3

Efa fantatry ny Tompo sahady izay tokony ho anao, anjaranao ny mitombo amin'ny fahalalana Azy, mangataha fadiovam-po fa hahita Azy ianao

S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

29 décembre 2025

7 vues

3 min

Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro