Kristy fiainantsika

Ekeo hanazava anao isan'andro ny tenin' Andriamanitra sy ny Fanahy Masina


Ekeo hanazava anao isan'andro ny tenin' Andriamanitra sy ny Fanahy Masina
Thème du mois : Mitari-dalana ny Fanahy Masina

Ekeo hanazava anao isan'andro ny tenin' Andriamanitra sy ny Fanahy Masina

""Fa raha tonga ny Fanahin'ny fahamarinana, dia Izy no hitari-dalana anareo ho amin'ny marina rehetra; ...""

Feno lainga sy fitaka izao fiainana izao. Ny zavatra tsara, sarobidy sy manan-danja rehetra dia misy misandoka avokoa. Hatramin'ny anaran'i Kristy aza misy mpisandoka, misy koa mpaminany sandoka.

Ahoana no anavahana izany? Ny fanahin'ny fahamarinana no hitari-dàlana anao ho amin'ny marina rehetra. "Ny teninao no fahamarinana" hoy i Jesoa.

Hiaina amin'ny lainga foana ve? Ho voafitaka foana mandrakariva ve? Ekeo hanazava anao isan'andro ny tenin' Andriamanitra sy ny Fanahy Masina.


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

26 mai 2025

10 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro