Kristy fiainantsika

Eo am-piasana, mikatsaka ny fanjakan' Andriamanitra sy ny fahamarinany ianao


Eo am-piasana, mikatsaka ny fanjakan' Andriamanitra sy ny fahamarinany ianao
Thème du mois : Mampahafantatra ny asan'ny Tompo ny soratra

Eo am-piasana, mikatsaka ny fanjakan' Andriamanitra sy ny fahamarinany ianao

""... dia hanampy ho anareo izany rehetra izany""

Andeha ary ho amin'ny fikatsahana izay anjakan' Andriamanitra sy hampiharana ny fahamarinany no hanantontosantsika ny asa rehetra fanao isan'andro, tsy ataontsika hoe fitadiavam-bola fa asa fanompoana Azy. Tsy tafiditra ao anatin'izany ny halatra sy lainga, kolikoly sy ireo fitadiavam-bola mifanohitra aminnnnnnn'ny sitrapony

Vavaka :

Mivavaha mba ho ny asa rehetra ataon'ny kristiana dia atao amin'ny fikatsahana ny fanjakan' Andriamanitra sy ny fahamarinany


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

15 février 2026

20 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro