... fa mifalia, satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo

Thème du mois : An'ny Tompo ny fahefana
... fa mifalia, satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo
""Kanefa aza mifaly ianareo, satria manaiky anareo ny fanahy; fa mifalia, satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo""
Ahoana kosa no tsy hifaly? Mba sambany nametratanana tamin'ny marary sy namoaka demoniana tamin'ny nanofanan'i Jesoa azy ireto fito-pololahy ireto; sitrana ny marary, nivoaka ny demonia
Izay tsy matotra ara-panahy dia mizahozaho sy mirehareha amin'izany. Angaha ianao no nahavita izany? tsy ianao fa ny anaran'i Jesoa
Fa izay mavesa-danja sy sarobidy indrindra amintsika dia ny anarantsika voasoratra any an-danitra. Izany no loharanom-pifaliana miboiboika tsy manam-pahataperana. Fantatrao ary efa noraisinao ve izany?
Mombamomba
20 juin 2025
5 vues
3 min
Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady
Mpanoratra ny hafatra
Posté par :
Editor