Kristy fiainantsika

Fadio ny fanao ratsy rehetra


Fadio ny fanao ratsy rehetra
Thème du mois : Mamoria vokatra ho an'ny Tompo

Fadio ny fanao ratsy rehetra

""Fadio ny fanao ratsy rehetra""

Tamin'ny fianak'ireny areti-mandoza nahafaty olona maro manerana izao tontolo izao ireny dia natao ny fanentanana mba hiainana amin'ny fahadiovana tanteraka. Sasao foana ny tanana! Manaova aro orona sy vava. Tandrovy ny elanelana ary ialao ny fivorivoriana mety mampiparitaka otrik'aretina. Ny adala ihany angamba no nanohitra izany. Koa raha miteny ny Soratra Masina hoe : "Fadio ny fanao ratsy rehetra", ny olona te ho faty, te hisaraka amin' Andriamanitra ihany no tsy mankasitraka izany.


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

20 octobre 2025

11 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro