Kristy fiainantsika

Famonjena : lafo tamin' Andriamanitra nefa omena antsika maimaim-poana


Famonjena : lafo tamin' Andriamanitra nefa omena antsika maimaim-poana
Thème du mois : Manantenà an'Andriamanitra

Famonjena : lafo tamin' Andriamanitra nefa omena antsika maimaim-poana

""fa fantatrareo fa tsy zavatra mety ho simba, tahaka ny volafotsy sy ny volamena, no nanavotana anareo tamin'ny fitondran-tena adala, izay azonareo tamin'ny nentin-drazana, fa ny rà soan'i Kristy, toy ny ran'ny zanak'ondry tsy misy kilema ary tsy misy pentimpentina""

Ohatran'ny moramora ery ny fanaovantsika fanambarana hoe : "voavela ny heloko ary azoko ny famonjena". Maimaimpoana rahateo ny nandraisana izany ka nirohotra avokoa ny olona rehetra manolo-tena.

Maimaim-poana tokoa ny nandraisantsika ny famonjena saingy lafo dia lafo tamin' Andriamanitra kosa ny tambin'ny otantsika vao nandray famonjena isika. Tsy azo oharina amin'ny volafotsy sy volamena ny lanjan'ny fanavotana antsika. Inona kosa ary no avalinao an' Andriamanitra amin'izany?


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

12 décembre 2025

7 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro