Fanaovana mpianatra

Thème du mois : Olomboaantso ny mpino
Fanaovana mpianatra
""Dia lasa nandeha izy ireo ka nitety vohitra nitory ny filazantsara sy nahasitrana teny tontolo eny""
Izay nataon'i Jesoa ihany no nampanaoviny ny mpianany. Hoy ny Lioka 8:1 "... dia lasa Jesosy nitety ny tanàna sy ny vohitra nitory ny filazantsaran'ny fanjakan'Andriamanitra; ary ny roa ambin'ny folo lahy nanaraka Azy." Tsy nanaraka intsony ny mpianatra teto fa izy ireo no nasain'i Jesoa nirotsaka an-tsehatra nitety vohitra teny tontolo eny mitory filazantsara.
Izany no atao hoe : "fanaovana ho mpianatra". Mianatra aminao aloha ny hafa vao asaina manatanteraka. Azonao atomboka ao an-tokantrano sy amin'ny manodidina anao izany.
Mombamomba
6 juillet 2025
5 vues
3 min
Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady
Mpanoratra ny hafatra
Posté par :
Editor