Kristy fiainantsika

Fandresena vokatry ny tahotra an' Andriamanitra


Fandresena vokatry ny tahotra an' Andriamanitra
Thème du mois : Mahandrasa, ho avy ny Tompo

Fandresena vokatry ny tahotra an' Andriamanitra

""Hoy Izaho: Hatahotra Ahy tokoa ianao ka hino anatra, Dia tsy ho rava ny fonenanao" "

Manoloana ny faharavana sy fahapotehana vokatry ny korontana maro amin'izao vanim-potoana alohan'ny farany izao; ny olona tian' Andriamanitra dia mahay mandray lesona sy anatra. Miara miasa hahasoa izay tia Azy ny zavatra rehetra na dia ny toe-javatra mampihorohoro tsy takatra ny saina aza

Hoy Jesoa : "Ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambaram-pahatongan'ny fahataperan'izao tontolo izao". "Fa amin'izany andro izany dia hisy fahoriana lehibe, izay tsy mbola nisy hatramin'izay ...". Izao no fanontaniana "Iza no hahasaraka antsika amin'ny fitiavan'i Kristy ? Fahoriana va sa fahantrana sa fanenjehana, sa mosary sa loza sa zavatra? ... Kanafa amin'izany rehetra izany dia manoatra noho ny mpandresy isika ..." Romana 8:35,37


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

18 novembre 2025

7 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro