Fantaro hoe iza moa ianao araka ny tenin'Andriamanitra

Thème du mois : Velon'ny finoana ny mpino
Fantaro hoe iza moa ianao araka ny tenin'Andriamanitra
""... fa firenena rakitra soa ho Azy ianao, araka izay nolazainy taminao, mba hitandremanao ny didiny rehetra, sy hanandratany anao ...""
Iza moa ianao? Raha araka ny fahalalanao ny tenanao na ny fahitan'ny hafa anao dia mety ho diso tanteraka na tsy ampy ny famalianao izany fanontaniana izany, ary mibaiko anao hananao foana izany.
Maro ny olona no miteny hoe : "Inona moa izay izaho? Tsy misy dikany aho!", "tsy misy ilàna anao" hoy ny olona. Maro aza no manasokajy ny tenany na ny hafa ho toy ny alika, na kisoa na rajako. Aza manambany tena.
Fantaro izay ilazan'Andriamanitra anao araka ny teniny fa izay ihany no marina. "Rakitra soa ho Azy hianao". Misy teny marobe oty izany ao amin'ny baiboly. Minoa izany
Mombamomba
5 septembre 2025
6 vues
5 min
Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady
Mpanoratra ny hafatra
Posté par :
Editor