Fantatrao sy tena inoanao ve ny fahefan' Andriamanitra?

Thème du mois : An'ny Tompo ny fahefana
Fantatrao sy tena inoanao ve ny fahefan' Andriamanitra?
""Iza izao Mpanjakan'ny voninahitra izao? Jehovah mahery tsitoha, Jehovah mpiady mahery""
"Tongava aminao araka ny finoanao" hoy Jesoa. Ahoana ny finoanao an' Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy ary ny Fanahy Masina. Ahoana ny fahalalanao Azy? Inoanao tokoa ve fa Mpanjakan'ny voninahitra, Mahery tsitoha, Mpiady Mahery Izy?
Manao an' Andriamanitra ho tsinontsinona ianao raha misalasala ny amin'izany! "Koa ahoana no tsy hitako izany maha Izy an' Andriamantira izany?" hoy ianao! Tsy maintsy tsapaina sy zahana toetra ny finoanao.
Mahareta! Miorena tsara! Raha hino ianao dia ho hitanao fa Tompon'ny voninahitra Izy.
Mombamomba
5 juin 2025
9 vues
3 min
Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady
Mpanoratra ny hafatra
Posté par :
Editor