Kristy fiainantsika

Finoana tsy mamela mahazo


 Finoana tsy mamela mahazo
Thème du mois : Velon'ny finoana ny mpino

Finoana tsy mamela mahazo

""Fa hoy ravehivavy: Marina izany, Tompoko; fa na dia ny amboakely aza mba mihinana izay sombintsombiny latsaka avy amin'ny latabatry ny tompony ihany""

Izany no atao hoe finoana tsy mamela mahazo. "Ravehivavy, lehibe ny finoanao" hoy Jesoa. Niantsoantso sy nitalaho mafy izy mba hanasitranana ny zanany vavy izay ampahorian'ny demonia loatra. Tsy namaly azy akory Jesoa, namporisika an'i Jesoa handroaka azy ny mpianatra, teny nandiso fanantenana no namalian'i Jesoa azy : "Tsy mety raha maka ny mofon-jaza ka manipy azy ho an'ny amboakely". Niala ve izy? Tsia, fa hoy izy : "Marina izany, Tompoko, fa na dia ny amboakely aza mba mihinana izay sombintsombina latsaka avy amin'ny latabatry ny tompony ihany". Aza malaky miala, tano mafy ny finoana


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

3 septembre 2025

5 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro