Kristy fiainantsika

Fitondran-tena mahataona olona


Fitondran-tena mahataona olona
Thème du mois : Mamoria vokatra ho an'ny Tompo

Fitondran-tena mahataona olona

""... ary ny Andriamanitrao no ho Andriamanitro""

Tenin'i Rota tamin'i Naomy rafozany io, tsy nahatapaka ny fifamatorany ny fahafatesan'ny vadiny satria naoriny tamin' Andriamanitra fitiavana ny fihavanany. Mba misy olona miteny aminao hoe : "Ary ny Andriamanitrano no Andriamanitro" ve? Enga anie ka mba ho marina amin'ny kristiana ankehitriny ny teny ao amin'ny Zakaria 8:23 hoe : "Amin'izany andro izany dia hisy folo lahy avy amin'ny firenena samy hafa fiteny rehetra hihazona ny sisin-damban'ny Jiosy anankiray ka hanao hoe: Mba handeha hiaraka aminareo izahay; fa efa renay fa momba anareo Andriamanitra.". Raha hitan'ny manodidina anao eo amin'ny fiainanao Jesoa fahazavàna, dia manatona sy manaraka ho azy ny fahazavàna ao aminao izy ireo.


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

27 octobre 2025

9 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro