Kristy fiainantsika

Fitondran-tena manao ahoana no andanianao ny fiainanao ety?


Fitondran-tena manao ahoana no andanianao ny fiainanao ety?
Thème du mois : Manantenà an'Andriamanitra

Fitondran-tena manao ahoana no andanianao ny fiainanao ety?

""Koa raha ho levona toy izany izao zavatra rehetra izao, dia olona tokony hanao ahoana moa ianareo amin'ny fitondran-tena masina sy ny toe-panahy araka an'Andriamanitra""

HIfarana sahady ny taona, hifarana koa ny fahavelomanao eto an-tany, mbola ho avy koa ny faran'izao tontolo izao. Hanomboka kosa ny mandrakizay na ho an'izay nanaiky an'i Jesoa ho Tompo na ho an'izay nanaiky Azy tamin'ny vava fotsiny. Fitondran-tena manao ahoana no andanianao ny fiainanao ety? Izay natomboka tety ihany no mitohy any amin'ny mandrakizay.

Mbola azo atao tsara ny manova ny lalan-kizorana, tsy ny taona ihany no ho vaovao fa ny fiainana koa dia azon'ny Tompo havaozina.


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

30 décembre 2025

6 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro