Hanombo indray an'i Jesoa eo amin'i hazofijaliana ve ianao?

Thème du mois : Manantenà an'Andriamanitra
Hanombo indray an'i Jesoa eo amin'i hazofijaliana ve ianao?
""... satria manombo ny Zanak'Andriamanitra indray amin'ny hazo fijaliana ka manao Azy ho fahamenarana.""
Moramora amintsika ny miteny hoe : "Voahombo teo amin'ny hazo fijaliana Jesoa" fa azonao eritreretina ve ny fanaintanany sy fangirifiriany tamin'izany? Tsy maintsy niaretany izany mba ho famonjena anao. Inona indray ary no tokony hatao? Izay mahafaly sy mahafa-po ny Tompo no ndeha katsahintsika dia ny fanaovana ny sitrapony sy fitaomana olona maro hanaraka Azy. Izay minia manota sy manamarin-tena ary tsy mibebaka dia manombo indray an'i Jesoa eo amin'ny hazo fijaliana ka manao Azy ho fahamenarana.
Mombamomba
27 décembre 2025
5 vues
3 min
Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady
Mpanoratra ny hafatra
Posté par :
Editor