Kristy fiainantsika

Hevero ny fiafaran'ilay tanimanga notorotoroina, lasa fitoeram-bonikazo


Hevero ny fiafaran'ilay tanimanga notorotoroina, lasa fitoeram-bonikazo
Thème du mois : Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo

Hevero ny fiafaran'ilay tanimanga notorotoroina, lasa fitoeram-bonikazo

""Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin'ny farany""

Misy zava-tsoa sy mahagaga, hevitra hahatonga fiadanana tiany omena anao. Anjaranao ny manaiky amboarina sy volavolaina ary tefena tahaka ny mpamolavola tanimanga, mihevitra an'ilay fotaka teny an-tanimbary ho lasa fitoeram-boninkazo tsara tarehy apetraka ao amin'ny toerana mihaja ao amin'ny fandraisam-bahiny. Vaovao mahafaly izany.


🤲 Vavaka :

Misaora ny Tompo fa ataony miara-miasa hahasoa na ny fahoriana aza


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

7 janvier 2026

13 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro