Kristy fiainantsika

Hiadana sy ho finaritra ! Rahoviana?


Hiadana sy ho finaritra ! Rahoviana?
Thème du mois : Manapaka amin'ny fahefany ny Tompo

Hiadana sy ho finaritra ! Rahoviana?

"Sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny, dia ny olona nofidiny ho lovany"

Tsy sambatra izay firenena tsy manana an'i Jehovah ho Andriamaniny. sambatra ve ny firenena malagasy? Inona no mbola avelantsika misongona na maka ny toeran' Andriamanitra? Inona no mbola tompointsika?

Hoy Jesoa: "Ity firenena ity manaja Ahy amin'ny molony , fa ny fony lavitra Ahy". Tsy voasaron'ny hamaroan'ny isan'ny kristiana sy fiangonana izay mibahan-toerana ao am-pontsika dia ny fanompoan-tsampy sy razana, ny fitaivan-tena sy fitiavam-bola. Mirehareha ho mahaleo tena iska kanefa mbola andevon'ny fahotana. "Tsy misy fiadanana ho an'ny ratsy fanahy" hoy ny Tompo

Vavaka : Mba hanaiky hiala amin'ny fanandevozan'ny fahotana anie ny malagasy. Amen!

🎧 Henoy : Kristy fiainantsika isan'andro, androany 26 juin 2026

S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

26 juin 2026

72 vues

1 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Mihossiraman

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro