Kristy fiainantsika

Ho avy amin-kery sy fahefana eny amin'ny rahon'ny lanitra Jesoa


Ho avy amin-kery sy fahefana eny amin'ny rahon'ny lanitra Jesoa
Thème du mois : An'ny Tompo ny fahefana

Ho avy amin-kery sy fahefana eny amin'ny rahon'ny lanitra Jesoa

""Indro Izy avy amin'ny rahona; ary ny maso rehetra hahita Azy, na dia izay nandefona Azy aza; ary hitomany Azy ny firenena rehetra ambonin'ny tany. Eny, Amena""

Na hino ny olona na tsy hino, ho avy amin-kery sy fahefana eny amin'ny rahon'ny lanitra Jesoa Ilay nolavin'ny olona sy nataony tsinontsinona. Manamafy izany ny Apokalipsy 6:15 "Ary ny mpanjakan'ny tany sy ny lehibe sy ny mpifehy arivo sy ny mpanankarena sy ny lehilahy mahery mbamin'ny andevo rehetra sy ny tsy andevo rehetra dia niery tao amin'ny lavaka sy tao amin'ny vatolampy eny an-tendrombohitra; ary hoy izy tamin'ny tendrombohitra sy ny vatolampy; Mianjerà aminay, ka afeno izahay amin'ny tavan'ilay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana sy amin'ny fahatezeran'ny Zanak'ondry; fa tonga ny andro lehiben'ny fahatezeran'ireo, ka iza no mahajanona?".

Tsy maintsy hiatrika izany koa ianao! Dia ahoana?


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

15 juin 2025

7 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro