Kristy fiainantsika

Isika kosa dia olona efa niala tamin'ny maizina ho amin'ny fahazavana


Isika kosa dia olona efa niala tamin'ny maizina ho amin'ny fahazavana
Thème du mois : Olomboaantso ny mpino

Isika kosa dia olona efa niala tamin'ny maizina ho amin'ny fahazavana

""Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy, "fanjaka-mpisorona, firenena masina" (Eks. 19.6), olona nalain'Andriamanitra ho an'ny tenany mba hilazanareo ny hatsaran'ilay niantso anareo hiala tamin'ny maizina ho amin'ny fahazavany mahagaga""

Nantsoina niala tamin'ny maizina ho amin'ny fahazavana mahagaga isika; nafindra niala tamin'ny fahafatesana ho amin'ny fiainana. Tsy tanteraka izany raha tsy nanolotra ny ainy ho antsika teo amin'ny hazo fijaliana Jesoa.

Dia sahala amin'ny teo aloha ihany ve ny fiainana? Tsia! Lasa olona miavaka, "Fa hianao kosa ...". Nalain' Andriamanitra ho an'ny tenany isika mba hilazantsika ny hatsarany. Tsy azo afenina tahaka ny tànana miorina eny an-tapon-tendrombohitra isika


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

19 juillet 2025

7 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro