Kristy fiainantsika

Iza no homena tsiny raha ho very ianao?


Iza no homena tsiny raha ho very ianao?
Thème du mois : Mitari-dalana ny Fanahy Masina

Iza no homena tsiny raha ho very ianao?

""eny, nokatsahiny izay andro na izay toetry ny andro notondroin'ny Fanahin'i Kristy ao anatiny, raha nambarany rahateo ny fijalian'i Kristy ...""

✨ Méditation

Sambatra ianao fa afaka misitraka ny famonjena ankehitriny izay nampitenenan'ny Fanahy tamin'ny alalan'ny mpaminany fahiny. Naniry dia naniry ny hahita ny fahatanterahan'ny teny fikasana izy ireny fa tsy nahazo fahafaham-po.

Tahaka ny olona noana rosoana sakafo matsiro nefa tsy mihinana na tahaka ny marary tsy mety mihinana fanafody. An'iza ny fahadisoana raha maty izy? Iza no homena tsiny raha ho very ianao?


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

16 mai 2025

8 vues

5 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro