Kristy fiainantsika

Izany no hahafataran'ny olona rehetra fa mpianatro hianareo raha mifankatia


Izany no hahafataran'ny olona rehetra fa mpianatro hianareo raha mifankatia
Thème du mois : Mifampahery ny mpino

Izany no hahafataran'ny olona rehetra fa mpianatro hianareo raha mifankatia

""Fa tsy nisy olona nalahelo teo aminy; ...""

Mbola mety ho tanteraka eo amin'ny fiaraha-monina misy antsika ankehitriny ve izany? Tsy anganongano izany fa tena niainan'ny Kristiana tao amin'ny fiangonana voalohany araka ny bokin'ny asan'ny apostoly. tanteraka teo amin'izy ireo ny tenin'i Jesoa hoe : "Izany no hahafataran'ny olona rehetra fa mpianatro hianareo raha mifankatia" - Jaona 13:35. Nampitovitovy ny fari-piainany ny maha-kristiana azy. Tsy nisy mahantra loatra ary tsy misy malahelo loatra.

Tsy afaka hamerina ny fampiharana nataon'izy ireo tamin'izany isika ankehitriny fa ny toe-po sy toe-panahiny kosa dia tokony hibaiko izay antrehintsika ankehitriny.


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

14 août 2025

5 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro