Izay misy ao aminao dia hain'Andriamanitra hamonjena olona maro

Thème du mois : Mampahafantatra ny asan'ny Tompo ny soratra
Izay misy ao aminao dia hain'Andriamanitra hamonjena olona maro
""... Tsy misy atỳ aminay, afa-tsy mofo dimy sy hazandrano roa""
Ny fiangonana na ny kristiana no azo apetraka eo amin'ny toeran'ny mpianatra. Manoloana ny fahantrana ara-nofo, ara-tsaina sy ara-panahy mihatra amin'ny olona maro eto amin'ny firenena, inona no misy any amin'ny kristiana mbola maro an'isa eto amin'ny firenena?
Mivavaha mba hananan'ny kristiana fahasahiana manolotra izay misy eo aminy mba hampitomboin'ny Tompo hamokisana ny hafa
Sary : Fanomezana ody ambava-fo ireo ankizy sahirana - Ankadikely Ilafy - Jolay 2025
Mombamomba
24 février 2026
9 vues
3 min
Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady
Mpanoratra ny hafatra
Posté par :
Editor