Kristy fiainantsika

Jesoa, ilay mpanafa-tahotra sy alahelo


Jesoa, ilay mpanafa-tahotra sy alahelo
Thème du mois : Mifampahery ny mpino

Jesoa, ilay mpanafa-tahotra sy alahelo

""Aza malahelo ny fonareo; minoa an'Andriamanitra, ary minoa Ahy koa""

Ara-dàlana amin'ny maha olombelona ny fisian'ny alahelo rehefa hisaraka. Hisaraka amin'i Jesoa Izay namoizan'ny mpianatra ny zavatra rehetra izy ireo. Hisaraka amin'i Jesoa Izay tia Azy, mpampianatra, mpanao fahagagana. Ahoana no tsy alahelo?

Tsy hahita maso Azy intsony izy ireo kanefa hahita Azy amin'ny finoana. Dia mbola halahelo ve? Ianao koa rehefa mino ianao fa momba anao, miaraka aminareo isan'andro ny Tompo dia afaka ny alahelo sy tahotra ary fanahiana."sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino" - Jaona 20:29b. Mahereza!


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

3 août 2025

6 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro