Jesoa maty teo amin'ny hazo fijaliana : hery sy fahendren' Andriamanitra

Thème du mois : Olomboaantso ny mpino
Jesoa maty teo amin'ny hazo fijaliana : hery sy fahendren' Andriamanitra
""fa amin'izay voantso kosa, na Jiosy na jentilisa, dia Kristy, Izay herin'Andriamanitra sy fahendren'Andriamanitra""
Mizara roa miavaka tsara ny olona rehetra manoloana ny asam-pamonjena nataon'i Jesoa teo amin'ny hazo fijaliana. Izay ho very dia manao hoe "hadalan' Andriamanitra izany" fa izay hovonjena kosa dia resy lahatra fa hery sy fahendren' Andriamanitra. Aiza ary no misy anao? Sao dia heverinao fa tsy misy dikany sy rediredy ary zava-maivana ny fahafatesan'i Jesoa?
Tsy misy azon' Andriamanitra natao afatsy ny nanolotra ny Zanany teo amin'ny hazofijaliana; izany ihany no vahaolana tokana hampihavanana antsika Aminy! Miantso anao hanolo-tena ho Azy Izy.
Mombamomba
18 juillet 2025
8 vues
3 min
Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady
Mpanoratra ny hafatra
Posté par :
Editor