Kristy fiainantsika

Katsaho aloha ny fanjakan'Andriamanitra sy ny fahamarinany


Katsaho aloha ny fanjakan'Andriamanitra sy ny fahamarinany
Thème du mois : Mitari-dalana ny Fanahy Masina

Katsaho aloha ny fanjakan'Andriamanitra sy ny fahamarinany

""Fa raha ny Fanahin'Andriamanitra kosa no amoahako ny demonia, dia efa tonga aminareo sahady ny fanjakan'Andriamanitra"."

✨ Méditation

Misy olona androahana demonia kanefa tsy manaiky anjakan'i Kristy, izay tiany hatao ihany no atao. Rehefa miala ny fanjakan'ny aizina dia tonga ny fanjakan'ny mazava.

Tonga ao aminao ve ny fanjakan' Andrmanitra? Tsy misy ifandraisanao intsony amin'ny fahavalon' Andriamanitra. Ny fitahian' Andriamanitra ve tadiavinao anefa ny sitrapony tsy ataonao? Aza mamita-tena amin'izany! Aza atao filan-javatra fotsiny ny Tompo. Katsaho aloha ny fanjakan' Andriamanitra sy ny fahamarinany.


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

21 mai 2025

21 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro