Lehibe ny Tompo Andriamanitsika

Thème du mois : An'ny Tompo ny fahefana
Lehibe ny Tompo Andriamanitsika
""Hahita maso izany ianareo, ry Israelita, ka hahateny hoe: «Lehibe ny TOMPO, na dia hatrany ivelan’ny tanin’i Israely aza!»""
"Tonga aminao araka ny finoanao" hoy Jesoa. Ahoana ny finoanao Azy?
"Ampitovianareo amin'iza moa Aho hitahako aminy? Hoy ny Iray Masina… Nahoana no miteny ianao, ry Jakoba ô, ary milaza ianao, ry Isiraely ô, hoe: Miafina tsy hitan'i Jehovah ny lalako, ary mihelina tsy hitan'Andriamanitro ny rariny tokony ho ahy? Tsy fantatrao va? Tsy efa renao va fa Andriamanitra mandrakizay Jehovah, izay namorona ny faran'ny tany? Tsy mba mety ho reraka na sasatra Izy; Tsy takatry ny saina ny fahalalany" - Isaia 40:21,27,28
Mombamomba
26 juin 2025
4 vues
3 min
Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady
Mpanoratra ny hafatra
Posté par :
Editor