Kristy fiainantsika

Mahafantatra anao mihoatra noho ny fahalalanao ny tenanao Jesoa


Mahafantatra anao mihoatra noho ny fahalalanao ny tenanao Jesoa
Thème du mois : Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo

Mahafantatra anao mihoatra noho ny fahalalanao ny tenanao Jesoa

""Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina tamintsika;""

Faly ery ny olona raha mahita minisitra mandeha any am-piasanany amin'ny bisikileta, "mba mitovy aminay", mahatsiaro sambatra ny zaza sy ny ankizy rehefa misangisangy sy milalao miaraka aminy ny ray aman-dreniny. Toy izany no nanehoan' Andriamanitra ny fitiavany antsika, nanetry tena sy nidina namonjy antsika Izy tamin'ny alalan'i Jesoa. Mahafantatra anao mihoatra noho ny fahalalanao ny tenanao Izy


🤲Vavaka :

Mivavaha mba hahatoky an'i Jesoa Izay mahalala tsara anao ianao


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

31 janvier 2026

13 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro