Kristy fiainantsika

Mahagaga loatra ny fitondran'ny Tompo


Mahagaga loatra ny fitondran'ny Tompo
Thème du mois : An'ny Tompo ny fahefana

Mahagaga loatra ny fitondran'ny Tompo

""Efa nampody ny ranomasina ho tany maina Izy; nandeha an-tongotra nita ny ony ny olona; tao no nifaliantsika tamin'Andriamanitra""

Mahagaga Andriamanitra, manam-pahefana amin'ny zava-boahary izy. Niampita ny ranomasina mena sy ny onin'ny Jordana tahaka ny tamin'ny tany maina ny Zanak' Israely raha niala tany Egypta ho any Kanana.Nandidy ny rivotra sy ny onjan-dranomasina Jesoa dia nitsahatra izany. Mpanara-dia ny Tompo ve ianao, tahaka ny Zanak'Israely nandao ny fanandevozana tany Egypta. Tsara izany! Sambatra ianao! Tsy mandeha ho azy nefa izany. Nahariharin'i Jesoa fa mahita fahoriana isika ety amin'izao tontolo izao, tahaka ny sambo mamaky onja.

Tafiditra tany Kanana ny Zanak'Israely. Tahaka izany koa no itondran'ny Tompo anao. Matokia!


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

24 juin 2025

6 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro