Kristy fiainantsika

Mahalala ny soa nataon' Andriamanitra taminao ve ianao?

Mahalala ny soa nataon' Andriamanitra taminao ve ianao?
Thème du mois : An'ny Tompo ny fahefana

Mahalala ny soa nataon' Andriamanitra taminao ve ianao?

""Koa izay mahalala hanao soa, nefa tsy manao, dia heloka ho azy izany""

Mahalala ny soa nataon' Andriamanitra taminao ve ianao?

Ny lehibe indrindra tamin'izany dia ny namelany ny helokao tamin'ny alalan'ny ran'i Jesoa teo amin'ny hazo fijaliana! Fantatrao ve ny hasarobidin'izany? Efa noraisinao ve? Inona ary no hataonao?

Tiavo amin'ny fonao rehetra sy ny sainao rehetra ary ny herinao rehetra ary Izy ary tiava ny namanao tahaka ny tenanao.

Ny fankatoavanao ny sitrapon' Andriamanitra no porofon'ny fitiavanao Azy. Izany no fanaovan-tsoa iainanao isan'andro!

S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

6 juin 2025

4 vues

1 min

Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro