Kristy fiainantsika

Mahareta hatramin'ny farany


Mahareta hatramin'ny farany
Thème du mois : Mifampahery ny mpino

Mahareta hatramin'ny farany

""Mahareta koa ianareo, mampahereza ny fonareo, fa efa mby akaiky ny fihavian'ny Tompo""

Rehefa miha manakaiky ny fiafaran'ny ady baolina kitra dia miha mafy kokoa ny fifanandrinana. Dia toy izany izao vanim-potoana izao, efa mby akaiky ny fihavian'ny Tompo, mihamafy ny ady ara-panahy. Hoy ny Apokalipsy 12:12 : "Loza ho an'ny tany sy ny ranomasina ! Fa nidina ho aminareo ny devoly Sady manana fahatezerana lehibe satria fantany fa kely sisa ny androny".

Hoy Jesoa : "Izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena" - Matio 24:13. Efa kely sisa ve ny farany vao hitsoaka an-daharana satria mafy dia mafy ny faka-panahy?

"Raha izay re aho no tsy nanantena hahita ny fahasoavan'i Jehovah amin'ny tanin'ny velona, miandrasa an'i Jehovah ianao"


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

16 août 2025

3 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro