Kristy fiainantsika

Maharitra miandry ny sitrapon'Andriamanitra ve ianao?


Maharitra miandry ny sitrapon'Andriamanitra ve ianao?
Thème du mois : Mahandrasa, ho avy ny Tompo

Maharitra miandry ny sitrapon'Andriamanitra ve ianao?

""Raha izay re aho no tsy nanantena hahita ny fahasoavan'i Jehovah amin'ny tanin'ny velona. Miandrasa an'i Jehovah ianao; matokia, ary aoka hahery ny fonao; eny, miandrasa an'i Jehovah""

Nanantena ny fahasoavan'i Jehovah teo amin'ny tanin'ny velona Davida. Tsy diso fanantenana tahaka an'ireo tsy nanamm-paharetana izy. Fa maninona no tsy nanam-paharetana ny maro, tsy mahandry ny sitrapon' Andriamanitra dia manaonao foana? Tsy mahita ny Tompo izy dia miherikerika

Tadiavo no ny Tompo, katsaho mandrakariva ny Tavany, mivavaha ka aza mitsahatra, mihainoa Azy amin'ny alalan'ny teniny dia tsy ho faty ny fanantenanao ary tsy ho diso fanantenana mihitsy ianao


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

15 novembre 2025

8 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro