Kristy fiainantsika

Mahatoky amin'ny fampiasàna izay rehetra nampindramin' Andriamanitra anao ve ianao?


Mahatoky amin'ny fampiasàna izay rehetra nampindramin' Andriamanitra anao ve ianao?
Thème du mois : Mahandrasa, ho avy ny Tompo

Mahatoky amin'ny fampiasàna izay rehetra nampindramin' Andriamanitra anao ve ianao?

""... dia fantatrareo fa ny mpitandrina dia tokony ho olona mahatoky""

Heverin'ny olona fa ny mpitondra fiangonana ihany no mpitandrina. Isika rehetra dia mpitandrina; mitandrina ny tenano ianao, mitandrina ny ankohonanao ianao, mitandrina ny asanao ianao mba hatao amin'ny fahamarinana izany. Aza mety tahaka an'i Kaina hoe : "Moa mpitandrina ny rahalahiko va aho ?" - Genesisy 4:9. Tokony ho olona mahatoky ny mpitandrina. Mahatoky amin'ny fampiasàna izay rehetra nampindramin' Andriamanitra anao ve ianao. Isika rehetra dai tahaka ireo mpanompo nizaràna talenta. Nahazoantsika tombony ho an' Andriamanitra ve izany sa nampiasaintsika hanaovantsika ny sitrapontsika? Tsarovy fa mbola hisy ampamoaka!


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

11 novembre 2025

8 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro