Kristy fiainantsika

Manana an'i Jehovah ho Andriamaniny ve ny firenentsika?


Manana an'i Jehovah ho Andriamaniny ve ny firenentsika?
Thème du mois : Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo

Manana an'i Jehovah ho Andriamaniny ve ny firenentsika?

""Sambatra ny firenena izay tahaka izany; Eny, sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny""

Efa hatramin'ny niverenan'ny fahaleovan-tena mandraka ankehitriny no nanaovantsika ny vavaka hoe : "Tahionao ry Zanahary, ity nosin-drazanay ity, hiadana sy ho finaritra, he sambatra tokoa izahay". Sambatra ary ve ny Malagasy, sa Andriamanitra no tsy mamaly vavaka? Fa ny mifanohitra amin'izany ny zava-misy, anisan'ny mahantra indrindra eran'izao tontolo izao isika miaina eto amin'ity tany mahafinaritra sy manan-karena ity


🤲 Vavaka :

Mangataha mba hanaiky an'i Jesoa ho Tompo tokoa ny kristiana


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

17 janvier 2026

13 vues

6 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro