Kristy fiainantsika

Manana fikasana tsara amin'ny fisianao eto amin'ity tany ity Andriamanitra


Manana fikasana tsara amin'ny fisianao eto amin'ity tany ity Andriamanitra
Thème du mois : Velon'ny finoana ny mpino

Manana fikasana tsara amin'ny fisianao eto amin'ity tany ity Andriamanitra

""... Nahoana no nihomehy Saraha ka nanao hoe: Hiteraka tokoa va aho, kanefa izao efa antitra izao? Fa moa misy zavatra mahagaga izay tsy hain'i Jehovah va? ...""

Tsy fihomehezana noho ny hafaliana ny an'i Saraha fa fanehoana tsy finoana. "Izaho koa ve hoy izy dia mbola hiteraka?" Raha olombelona no niteny dia rariny raha hihomehy Saraha. Marina amin'ny teniny Andriamanitra ary tsy mahay mandainga Izy. Mahatoky Ilay nanao ny teny fikasana.

Manana fikasana tsara amin'ny fisianao eto amin'ity tany ity Andriamanitra. Tsy velombelom-poana eto ianao, mihaino ny Tompo ary minoa ny teniny na dia mifanohitra amin'ny fihevitrao aza ny fiheviny ary mifanipaka amin'ny lalanao ny lalany


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

1 septembre 2025

13 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro