Kristy fiainantsika

Manao ny aina tsy ho zavatra amin’ny fitoriana filazantsara


Manao ny aina tsy ho zavatra amin’ny fitoriana filazantsara
Thème du mois : Mamoria vokatra ho an'ny Tompo

Manao ny aina tsy ho zavatra amin’ny fitoriana filazantsara

""... lehilahy izay nanao ny ainy tsy ho zavatra ho voninahitry ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika""

Paoly sy Silasy ireto lehilahy nanao ny ainy tsy ho zavatra ireto ka nofidian'ny fiangonana hilaza hafatra sy fanapaha-kevitra momba ny fampianarana marina tokony harahin'ny kristiana.

Ny solotenam-piangonana araka izany dia tsy izay mahay miteny sy mandresy mahatra fa izay manana fiainana sy fitondran-tena manome voninahitra an'Andriamanitra. "fa tsy mba toy ny fijerin'ny olona no fijerin'i Jehovah; fa ny olona mijery ny miseho eo ivelany, fa Jehovah kosa mijery ny fo" - 1 Samoela 16:7


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

17 octobre 2025

10 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro