Kristy fiainantsika

Manaraha an'i Jesoa ary mianara Aminy


Manaraha an'i Jesoa ary mianara Aminy
Thème du mois : Olomboaantso ny mpino

Manaraha an'i Jesoa ary mianara Aminy

""Ary hoy Jesosy taminy: Andeha hanaraka Ahy, fa hataoko mpanarato olona ianareo""

Ireo mpanarato hazandrano no nantsoin'i Jesoa hanaraka Azy hianatra hanarato olona. Tsy very maina akory ny fotoana nanaratoana hazandrano fa nianarana asa sarotra nanaovana vy very ny aina, nianarana fiaretana sy faharetana, manantena sy mino hahazo hazandrano na tsara na ratsy ny andro.


Tsy mandeha ho azy ny "mitady sy mamonjy ny very"


Hain'ny olona ny mameno trano fiangonana , miditra indroa na intelo. Ifaninanana ny famenoana kianja be fa misy nandray antso hanala ny olona any amin'ny maizina ho amin'ny fahazavana mahagaga ve? Manaraha an'i Jesoa ary mianara Aminy


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

3 juillet 2025

5 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro