Kristy fiainantsika

Manasitrana ny ankohonana, ny asa, ny fifandraisana Andriamanitra


Manasitrana ny ankohonana, ny asa, ny fifandraisana Andriamanitra
Thème du mois : Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo

Manasitrana ny ankohonana, ny asa, ny fifandraisana Andriamanitra

""... ary hahasitrana ny taniny (Aho)""

Tsara tokoa ny any an-danitra, ho an’izay handeha hodimandry amin’ity taona ity raha vita fihavanana Aminy, fa izay ambaran eto dia ny ety an-tany, ao amin’ny ankohonany, ny fiandrasana, ny asa aman-draharaha. Ny fahasalamana no voalohan-karena hoy isika, tsy ny ara-nofo ihany fa ny maha-olombelona rehetra izay velomantsika ankehitriny. Vaovao mahafaly izany.


🤲 Vavaka:

Mivavaha mba ho sitrana ny fifandraisana ao amin'ny ankohonana amin'izao taona vaovao izao


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

2 janvier 2026

6 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro